Fahasalamana: Hikatona ny toeram-pitiliana covid-19 Andohatapenaka
Noho ny fahatsapana fidianana lehibe tamin’ny tahan’ireo olona mitondra ny tsimok’aretina covid-19 dia hikatona tanteraka ny toeram-pizahana ity aretina ity
Read More
Noho ny fahatsapana fidianana lehibe tamin’ny tahan’ireo olona mitondra ny tsimok’aretina covid-19 dia hikatona tanteraka ny toeram-pizahana ity aretina ity
Read MoreDépêche 05 juin, 12h, Nahitana fihenana tanteraka ny isa ofisialy navoakan’ny Fanjakana mahakasika ny aretina covid-19. Ny herinandron’ny 26 mey
Read MoreMbola tsy lefy ny covid-19, mbola mamono olona manodidina ny 5 000 sy 10 000 isa isan-kerinandro eran’izao tontolo izao izy
Read MoreDépêche 13 mars, 13h, Tamin’iny herinandron’ny 4 martsa ka hatramin’ny 10may iny dia nitombo ho 48 indray ireo mararin’ny covid-19.
Read MoreDépêche 06 mars, 11h30, Mbola misy hatrany ireo olona voan’ity aretina ity izay havoakan’ny Minisiteran’ny Fahasalamana isaky ny herinandro. Niisa
Read MoreDépêche 03 janvier, 13h, Toy ny fanao isaky ny faran’ny herinandro dia mivoaka hatrany ny antotan’isan’ireo olona izay mitondra ny
Read MoreHisy ny hetsika fanaovam-baksiny miady amin’ny valan’aretina covid-19, izay tanterahina tsy ho ela ao amin’ny fokontany Ambohitrarahaba, kaominina Ankadikely Ilafy.
Read MoreToy ny fanao efa volana maromaro izay dia isaky ny faran’ny herinandro no hamoahana ny isa mahakasika ny fivoaran’ity valan’aretina
Read MoreDépêche 25 novembre, 12h, Ny faran’ny herinandro teo dia nahitana fiakarany indray ny tahan’ireo olona nararin’ny coronavirus teto Madagasikara. Efa
Read MoreAdinodinon’ny mponina ny fisian’ny valan’aretina covid-19 amin’izao fotoana izao. Raha ny fahitana ny tatitra navoakan’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka, misy hatrany ireo
Read More