Mayotte : Mikatona amin’ny alina ny toeram-pitsaboana vonjimaika ao amin’ny Dispensaire Kahani
Nanapa-kevitra ny hanakatona ny toeram-pitsaboany vonjimaika (urgence) amin’ny alina ny CHM. Manomboka amin’ny 7 pra hariva dia mikatona ny « urgence »
Read More