Maurice : Miroborobo ny sehatry ny fizahantany
Mandroso ny sehatry ny fizahantany ao ao amin’ny nosy Maurice. Raha ny voalazan’ny Statistics Mauritius tao amin’ny tatitra mivoaka isam-bolana
Read MoreMandroso ny sehatry ny fizahantany ao ao amin’ny nosy Maurice. Raha ny voalazan’ny Statistics Mauritius tao amin’ny tatitra mivoaka isam-bolana
Read MoreMitohy ny filatsahan’ny tahan’ny vidim-piainana. Tafidina 10,5 % izany ny volana jona teo ary mbola nilatsaka 10 % ny volana
Read MoreHo fanamarihana ny fetim-pirenena Frantsay ny faha-14 ny volana Jolay dia hanatanteraka matso izy ireo ka mitotaly 6500 isa no
Read MoreNanomboka ny 2 ary hifarana ny 5 jolay izao ny fetin’ny sarimihetsika ao amin’ny nosy La Réunion. Ho an’ny Réseau
Read MoreFotoana tena andrasan’ny ankizy ao amin’ny nosy La Réunion ny fisokafan’ny Luna Park izay « parc d’attraction » lehibe indrindra ho an’ny
Read MoreManana fety manokana ny sosety ao La Réunion, antsoina hoe « fête du chouchou » izany. Manomboka ny 7 jolay hatramin’ny 9
Read MoreNanomboka ny 24 Jona dia tapaka ny lalam-pirenena faharoa eo amin’ny PK 340+950. Raha ny fanambarana nataon’ny Ministeran’ny asa vaventy
Read MoreHanao fampisehoana ao amin’ny nosy La Réunion ilay mpihira malaza Kalash ny 1 hatramin’ny 2 jolay izao. Ao amin’ny toeram-pandihizana
Read MoreNanapa-kevitra ny hanakatona ny toeram-pitsaboany vonjimaika (urgence) amin’ny alina ny CHM. Manomboka amin’ny 7 pra hariva dia mikatona ny « urgence »
Read MoreVokatra an-jatony no nampanantenain’ny minisitry ny toe-karena ao France, Bruno Le Maire fa ahitana fihenam-bidy manomboka ny volana jolay izao.
Read More