Dépêches

Fahasalamana: Nitombo ho 48 indray ireo mararin’ny Covid-19

Dépêche 13 mars, 13h, Tamin’iny herinandron’ny 4 martsa ka hatramin’ny 10may iny dia nitombo ho 48 indray ireo mararin’ny covid-19. Nahitana fitomboana indray izany isa izany raha oharina amin’ny teo aloha. Marihina moa fa efa fomba roa samihafa ny fomba fitiliana ny aretina almin’izao fotoana izao. Izany rehetra izany dia entina hilazana fa mbola ilaina ny fitandremana satria mbola mihaodihaody eny hatrany ity aretina ity. Tsy tokony hadinoina araka izany ireo fihetsika sakana izay efa nampianarina hatrany, ny zava-dehibe indrindra amin’izany dia ny fanasana tanana matetika.

Laisser un commentaire