Dépêches

Fahasalamana : Olona iray ihany no voamarina ho nitondra ny aretina covid-19 tamin’iny herinandro lasa iny

Dépêche 05 juin, 12h, Nahitana fihenana tanteraka ny isa ofisialy navoakan’ny Fanjakana mahakasika ny aretina covid-19. Ny herinandron’ny 26 mey hatramin’ny 2 jona teo dia olona iray monja no nitondra ny tsimok’aretina. Na dia izany aza anefa dia mitoetra hatrany ny fitandremana amin’ireo aretina rehetra mety ho azon’ny tsirairay. Ilaina hatrany ihany koa ny fanatonana toeram-pitsaboana raha sendra misy fambara.

Laisser un commentaire