Baolina kitra vehivavy: Hilalao ao amin’ny klioba PSG i Benera Baby-Jordy
Nanao sonia fanavaozana ny fifanarahana amin’io klioba PSG ilay tovovavy Malagasy Benera Baby-Jordy omaly, hatramin’ny taona 2026 indray izy no hilalao ao amin’izany klioba izany.
