Ghana : Miantoka ny fiainan’ny maro ny fivarotana henan’alika
Maro amin’ireo mponina ao Ghana no miaina amin’ny fivarotana henan’alika. Anjatony maro ireo alika vonoina entina hamaliana ny tinadin’ireo mpanjifa.
Read More
Maro amin’ireo mponina ao Ghana no miaina amin’ny fivarotana henan’alika. Anjatony maro ireo alika vonoina entina hamaliana ny tinadin’ireo mpanjifa.
Read MoreMiaramila maromaro no voasambotra taorian’ny fitifirana niseho teny amin’ny trano fonenan’ny filoham-pirenena vaovao Mohamed Bazoum, ao Niamey, Niger, ny alin’ny
Read MoreIsan’ny fonja ahitana gadra efa antaonany maro ny fonjan’i Mopti, afovoan’ny faritra iharan’ny fanafihana djihadiste betsaka indrindra ao Mali. Maro
Read MoreMandrahona ireo olona maneho hevitra amin’ny haitao indray ireo manam-pahefana ao Rwanda taorian’ny namerana ny fahafahana manao izany amin’ny haino
Read MoreNampiteraka savorovoro teo amin’ireo mponina sy ny mpitantana isan-tsokajiny ao Nigéria ny fandehanan’ny filoham-pirenena Muhammadu Buhari any Londres ny alakamisy
Read MoreMiakatra be ny tahan’ny mararin’ny Dengue ao La Réunion amin’izao. 758 ny tranga hita nanomboka ny 15 hatramin’ny 21 Martsa
Read MoreNivoatra be i Rwanda tato ho ato noho ireo Indostria maro ao aminy ka lasa isan’ireo sangany aty Afrika. Maro
Read MoreNatao andrana tamin’ny zaza 12-15 taona indray ny vaksiny Pfizer BioNtech tany Etats-Unis. Ary nambaran’ireo mpamokatra fa maharo 100% ity
Read MoreManomboka miverina amin’ny laoniny ny fiainana any Israël amin’izao fotoana izao. Efa misokatra avokoa ny fivarotana isan-karazany sy ny toeram-pisakafoana
Read MoreNanao fanambarana ny alarobia 31 martsa lasa teo, mahakasika ny tokony hanomezana sazy an’i Birmanie ny masoivoho sinoa. Mpikambana ao
Read More