Lalao Tennis : Mamiratra any ivelany any i Sampras Rakotondrainibe
Dépêche 10 octobre, 15h, Hiatrika ny lalao tennis ifantehan’ireo oniversite maro any Avaratra Atsinanan’ny Etats-Unisany ireo mpilalao ka anisany sangany amin’izany ity mpilalao tennis Malagasy ity, Sampras Rakotondrainibe. I Sampras dia nandalina ity lalao ity mihitsy tao Floride ka izany no isan’ny mampisongadina azy ao anatin’ilay sehatra misy azy. Manana manam-pahaizana ny Malagasy ka mirehareha amin’izany mihitsy.
