Haiti: Mitohy ny fanafihana ataon’ireo jiolahy eny amin’ny sampan-draharahan’ny polisy
Mitohy hatrany ny fanafihana sy ny famoretana anaty ataon’ireo jiolahy ao Haiti, hatramin’izao fotoana. Biraon’ny kaomisarian’ny polisy iray indray, tao
Read More
Mitohy hatrany ny fanafihana sy ny famoretana anaty ataon’ireo jiolahy ao Haiti, hatramin’izao fotoana. Biraon’ny kaomisarian’ny polisy iray indray, tao
Read MorePolisy efatra no namoy ny aina ary iray hafa naratra vokatry ny fifampitifirana niseho tao Charlotte, tanàna iray any avaratr’i
Read MoreNidina nanao fisafoana teny amin’ireo elakelan-trano, tao Alasora ny polisy avy ao an-toerana, ny faran’ny herinandro teo. Olona maro tsy
Read MoreNisy ny fanolorana fanomezana ho an’ireo polisy avy ao amin’ny kaomisarian’Alasora, ny faran’ny herinandro teo. Vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny
Read MorePoa-basy no nanaitra ireo mponina teny amin’ny manodidina an’ny faritr’i Manarintsoa Sabotsy Namehana, ny alin’ny sabotsy teo. Jiolahy iray no
Read MoreNotafihin’ireo jiolahy mitam-piadiana ny akademian’ny polisy tao Port-au-Prince, renivohitr’i Haïti, ny talata teo. Voafetra ny fahazoana mivezivezy tao amin’ity toerana
Read MorePolisy efatra no maty tamin’ny fifampitifirana tamin’ny andian-jiolahy (gangster) tamin’ny faran’ny herinandro teo, tao Port-au-Prince, renivohitr’i Haïti. Ankoatra ireo, dia
Read MoreLehilahy iray 22 taona, Alias Akoudad, no voarohirohy tamin’ny raharaha fitifirana olona miisa telo tao Avignon, ny taona 2021. Ny
Read MoreNirotsaka an-tsehatra, nametraka takelaka famantarana aroloza ireo mpitandro filaminana, avy ao amin’ny kaomisarain’ny polisy Alasora, ny alatsinainy teo. Teny amin’ireo
Read MoreJiolahy miisa efatra no indray lavon’ny balan’ny mpitandro filaminana, ny alin’ny talata ifoha alarobia teo, teny amin’ny faritra Ankona, Alasora.
Read More