Fanafihana mitampiadiana : raim-pianakaviana naratra voatafika
Raim-pianakaviana iray naratra teo amin’ny tanany nandritra ny fanafihan-jiolahy mitam-piadiana tao Ampanataovana Atsimo, kaominina Ampanotokana, distrikan’Ambohidratrimo, ny alahady alina teo..
Read More