Dépêches

Rugby sokajy vehivavy: Afrika 2024

Nahazo fankatoavana (Homologuation) ka afaka mandray ny lalao rehetra mandritry ny fiadiana ny amboaran’I Afrika 2024 taranja rugby sokajy vehivavy, izay atao eto Madagasikara ny kianjan’ny Makis Anohatapenaka. Vita omaly moa ny fitsidiana nataon’ny Tale misahana ny fifaninana eo anivon’ny Rugby_Afrika an’ity kianjantsika ity.Nahazo fankatoavana (Homologuation) ka afaka mandray ny lalao rehetra mandritry ny fiadiana ny amboaran’I Afrika 2024 taranja rugby sokajy vehivavy, izay atao eto Madagasikara ny kianjan’ny Makis Anohatapenaka. Vita omaly moa ny fitsidiana nataon’ny Tale misahana ny fifaninana eo anivon’ny Rugby_Afrika an’ity kianjantsika ity.

Laisser un commentaire