Dépêches

Tontolo iainana : Nahitana fiovana ny loton’ny rivotra teto Antananarivo

Dépêche 22 novembre, 12h, Nihatsara ny kalitaon’ny rivotra hiainana tamin’ny herinandro lasa teo teto Antananarivo Renivohitra. Raha avo dimy heny mihoatra ny sampandraharaha mahakasika ny fahasalamana avy amin’ny firenena mikambana izany teo aloha dia efa nihena 3 heny izany ny herinandro teo. Nihena ihany koa ny tahan’ireo zava-bitika mandoto rivotra nandritra izany fotoana izany. Na izany aza anefa dia mila mailo hatrany amin’ny fitandroana ny fahasalamana ny tsirairay.

Laisser un commentaire