DépêchesTsidika

Fahamailoana noho ny habetsahan’ny rotsakorana amin’ny faritra Analamanga

Araka ny vinavina mety ho toetr’andro; hisy rotsakorana betsaka mihoatra ny 30mm isan’andro ato anatin’ny roa andro. Ny alarobia 25 oktobra sy ny alakamisy 26 oktobra 2023. Amin’ny distrika rehetra ao anatin’ny faritra Analamanga. Mety hiteraka fianjeran’ny tamboho sy fikorisan’ny tany izany.

Laisser un commentaire