EVASION PLUS BYPASS
Toerana afaka hisakafoanana, hanaovana fety tahaka ny anniversaire, afterwork ny Evasion Plus. Ahitana karazana sakafo malaggasy sy vahiny ao aminy ary mahafinaritra kely ilay toerana ary tsara ny fandraisana.
Contact: 034 62 737 33 https://www.facebook.com/profile.php?id=100092618750368
Lieu: Bypass
