Chili Juice Foods : Mivarotra sakay ranony sy vovony
Eny amin’ny TSFH Andohanimandroseza no ahitana azy. Mivarotra ranon-tsakay sy vovon-tsakay ny Chili Juice Foods. Ara-pahasalamana ny vokatra satria voafantina
Read More
Eny amin’ny TSFH Andohanimandroseza no ahitana azy. Mivarotra ranon-tsakay sy vovon-tsakay ny Chili Juice Foods. Ara-pahasalamana ny vokatra satria voafantina
Read MoreLa Société de financement du développement international des États-Unis (DFC) a annoncé le 15 aout dernier avoir fourni une garantie
Read MoreMisongadina ireo asa vita vokatry ny fiaraha-miasa amin’ireo fikambanana, ao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Nahazo toeram-pivoahana vaovao ny EPP Falimanjaka,
Read More28 Septambra, Nohamarihana nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fizahan-tany omaly, 27 septambra 2023, ny fanokafana tamin’ny fomba
Read MoreMitohy ny fametrahana jiro mandeha amin’ny alalan’ny herin’ny masoandro, ataon’ireo tomponandraikitra ao amin’ny kaominina Ankedikely Ilafy, amin’izao fotoana. Tanjona ny
Read More28 Septambra, Hisy ny fisarihana ireo hisitraka ny trano mora, izay tanterahina any Tsararivotra, Nosy-Be, faritra DIANA, amin’ny sabotsy 30
Read MoreFahaiza-miaina adinodino rehefa any anaty fiara fitateram-bahoaka any ny mahakasika ny « seza volamena » (strapotin) hoy isika. Anisan’ny manahirana ny mametaka
Read More28 Septambra, Manodidina ny 900 000 isan-taona ny mpitsidika ny valan-javaboary ao Tsimbazaza. Tsy mitsaha-mitombo isanandro ny isa. Tafiditra ao
Read MoreLehilahy iray nikasa hamoaka omby tao am-pahitra, tao amin’ny tokatrano iray ao amin’ny fokontany Antanetibe, kaominina Anjeva gara, no tratra
Read MoreNisy ny fivoariana nataon’ny avy eo amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy sy ny SLC ( Rafitra Ifotony Fikaonan-doha eo anivon’ny Vondrom-bahoakam-paritra
Read More