Lalana sy fifamoivoizana: Nihamaro ny fanendahana sy ny herisetra tato ho ato
Te hanaitra ny tomponandraikitra fa tena mampatahotra, ary mampihori-koditra ny mieritreritra sy mahita ny fitantarana amin’ny tambajotran-tserasera tato ho ato
Read More
Te hanaitra ny tomponandraikitra fa tena mampatahotra, ary mampihori-koditra ny mieritreritra sy mahita ny fitantarana amin’ny tambajotran-tserasera tato ho ato
Read MoreManahirana ny fifampitondrana anaty fiara fitateram-bahoaka amin’izao fotoana. Asa angah raha noho ny andro mafana na ny adim-piainana efa sarotra
Read MoreMaro ireo karazana tranga hita eny an-dalana rehetra eny. Tsy vitsy ihany koa ireo mpampiasa azy. Ao ny mandeha tongotra,
Read MoreAo anatin’ny fitsipika mifehy ny fifamoivoizana ny fampiasana ny jiro manjelatra (clignotant) rehefa mitondra fiara. Tena misy lanjany lehibe izany
Read MoreFahaiza-miaina adinodino rehefa any anaty fiara fitateram-bahoaka any ny mahakasika ny « seza volamena » (strapotin) hoy isika. Anisan’ny manahirana ny mametaka
Read MoreTafiditra aoa anatin’ny fitaovam-pifamoivoizana be mpampiasa ny bisikileta. Raha eto Madagasikara, maro no efa mampiasa azy itony ho fitaovam-pitaterana mihitsy.
Read MoreIndraindray isika variana, mety renodrenoky ny hoe fivoaran’ny teknolojia, fandrosoana dia tsy mahatandrina intsony; mety eny an-dalana eny izany, mety
Read MoreTahaka ny fanaovana kolikoly ihany, zary efa lasa kolontsain’Antananarivo ny misisika bus. Mety hilaza isika hoe « normal izany, izay tsy
Read More