Ambohimangakely : Notokanana niaraka tamin’ny fankalazana ny faha 5 taona nijroany ny bloc sanitaire an’ny fiangonana iray
Nankalazaina niaraka tamin’ny faha 5 taona ny fiangonana Adventista Ankosirano ny fitokanana ny Bloc sanitaire vaovao ho an’ireo mpiangona ao
Read More