Talata volonondry : Nisy ny fizarana jiro manazava ny tanàna
Nozaraina jiro mandeha amin’ny alalan’ny herin’ny masoandro, entina hanazavana ny tanàna, ireo mponina tao amin’ny fokontany Idilana, kaominina Talata Volonondry.
Read More
Nozaraina jiro mandeha amin’ny alalan’ny herin’ny masoandro, entina hanazavana ny tanàna, ireo mponina tao amin’ny fokontany Idilana, kaominina Talata Volonondry.
Read MoreDépêche 28 décembre, 12h, Horaisin’ny Madagasikara ny fampiantranoana ny lalaon’ny Nosy andiany faha 10 amin’io taona 2023 io. Anisan’ny lalao
Read MoreMpitsabo biby na « vétérinaire » miisa 47 nahazo fampitomboana fahaioza-manao avy amin’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana. Mpisehatra avy ao amin’ny
Read MoreCela paraît évident, mais malheureusement c’est rarement le cas dans la pratique. Respectez les normes fiscales ! Une entreprise qui
Read MoreNanatontosa hetsika ny fikambanan’ny mpamokatra sy ny mpamboly sy mpiompy ny Grand Sud amin’izao vanim-potoan’ny fety izao. Namarotra legioma sy
Read MoreNisehoana « tempête hivernale » nandoza tao Etats-Unis nandritra ny fetin’ny noely teo. Olona mahery ny 22 isa no lavo nandritra izany
Read MoreNandritra ireo orambe nisesy tato ho ato, dia niakatra ny rano ary tafiditra any an-trano ho an’ireo mponina izay mipetraka
Read MoreLehilahy iray 69 taona efa misotro ronono no voarohirohy namono olona teratany Kurdes (Iranien miteny Indo-Européen) tao Paris. Tokony nampidirana
Read MoreNanatanteraka asa fanadiovana ny tranom-pokonolona ireo avy amin’ny fikambanam-behivavy, tao amin’ny kaominina Talata volonondry, ny faran’ny herinandro lasa teo. Maro
Read MoreDans une entreprise, l’équité des salaires est un vecteur de satisfaction et de cohésion. Alors pensez à des rémunérations équitables
Read More