Ankadikely Ilafy : Mitohy ny fizarana ny vatsin’ankohonana
Hatramin’ny faran’ny herinandro teo, mbola nisy ny fizarana ny vatsin’ankohonana tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Nizotra am-pilaminana ny fizarana izany
Read More
Hatramin’ny faran’ny herinandro teo, mbola nisy ny fizarana ny vatsin’ankohonana tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Nizotra am-pilaminana ny fizarana izany
Read MoreNiavaka ny fankalazana ny andron’ny 8 martsa,ho an’ny distrika Avaradrano. Nisy ny fizarana kojakojan-dakozia ho an’ireo vehivavy nentina nanamarihana izany,
Read MoreNitohy tao amin’ny fokontany Morarano ny hetsika ara-tsosialy nataon’ny fikambanana Mitia-Soa, ao aminlny kaominina Ambohimanambola. Nitodika manokana tamin’ireo tantsaha ny
Read MoreNozaraina fitaovana ara-panatanjahan-tena ireo mpianatra ao amin’ny CEG Soamanandrariny tamin’ny faran’ny herinandro teo. Tafiditra ao anatin’ny hetsika “Relais solidaires tour du
Read MoreAnisan’ny nisitraka fitaovam-pianarana (kits scolaires) izay nozarain’ny fitondram-panjakana ireo mpianatra amin’ny ambaratonga fototra, ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Tamin’ny faran’ny
Read MoreTonga nanatanteraka adidy teny amin’ny EPP Ambohimarina Ambohimanga rova ireo mahalala tanana avy ao an-toerana ho fanampiana ireo mpianatra avy
Read MoreNahazo anjara tamin’ny fanomezana avy amin’ny fikambanana Andry sy Fototra ho an’ny fampandrosoana (AFF) ny EPP Ikianja, ao amin’ny kaominina
Read MoreNy zoma 25 Aogositra, ho avy io no hanatanterahana ny fizarana ny solon-kopia ao amin’ny kianja Maitso, kaominina Alasora. Ireo
Read MoreNotanterahana ny alarobia teo ny fizarana ny fitaovana (kits scolaires) ho an’ireo mpianatra hiatrika ny fanadinana baccalauréat, amin’ny herinandro ambony
Read MoreNirotsaka an-tsehatra nizara lamba firakotra mafana ho an’ireo zokiolona teny amin’ireo fokontany miisa valo, ao anatin’ny kaominina Ambohimangakely, ny ben’ny
Read More