Anosy Avaratra: Hisy fizaham-pahasalamana maimaim-poana ho an’ny zokiolona
Hisy ny fizaham-pahasalamana maimaim-poana ho an’ny zokiolona, 65 taona no mihoatra ao amin’ny hopitaly Anosy Avaratra, rahampitso Alakamisy 18 aprily
Read More
Hisy ny fizaham-pahasalamana maimaim-poana ho an’ny zokiolona, 65 taona no mihoatra ao amin’ny hopitaly Anosy Avaratra, rahampitso Alakamisy 18 aprily
Read MoreZokiolona miisa 200 no nahazo panier garnie lehibe, nandritra ny fankalazana ny fetin’ny faran’ny taona teo, tao amin’ny kaominina Anosy
Read MoreTontosa soa aman-tsara ny hetsika ben’ny tanàna mitety vohitra, izay notarihin’ny ben’ny tanàna miadidy ny kaominina Alasora. Voatety sy voatsidika
Read MoreNitohy ny faran’ny herinandro teo ny hetsika Ben’ny tanàna mitety vohitra, izay nataon’ireo tomponandraikitra avy ao amin’ny fiadidian’ny kaominina Alasora,
Read MoreNirotsaka an-tsehatra nizara lamba firakotra mafana ho an’ireo zokiolona teny amin’ireo fokontany miisa valo, ao anatin’ny kaominina Ambohimangakely, ny ben’ny
Read MoreTao anatin’ny fety fankalazana nny asaramanitra tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, zokiolona manodidina ny 400 isa no notolorana solombodiakoho. Ny
Read MoreNotontosaina omaly alarobia 21 jona, ny fanomezana ny solombodiakoho ho an’ireo zokiolona, ao anatin’ny kaominina Alasora. Nilamina ny fizarana izany,
Read MoreHisy ny hetsika fizarana solombodiakoho ho an’ireo zokiolona feno 70 taona no mihoatra ataon’ny kaominina Alasora amin’izao fankalazana ny fetin’ny
Read MoreMitohy hatrany ny hetsika fizarana solom-bodiakoho ho an’ireo ray aman-dreny zokiolona, izay tarihin’ny ben’ny tanàna miadidy ny kaominina Ambohimangakely amin’izao
Read MoreAnisan’ny hetsika nanamarika ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny kaominina Ambohimangakely ny fanolorana solom-bodiakoho ho an’ireo zokiolona avy ao amin’ny
Read More