Ambohimalaza : Nahazo ny anjarany avokoa ireo zokiolona amin’izao tonon-taona izao
Nisy ny fandehanana teny ifotony, nataon’ny avy ao amin’ny kaominina Ambohimalaza, teny amin’ireo fokontany ao an-toerana tamin’ny faran’ny herinandro teo.
Read More
Nisy ny fandehanana teny ifotony, nataon’ny avy ao amin’ny kaominina Ambohimalaza, teny amin’ireo fokontany ao an-toerana tamin’ny faran’ny herinandro teo.
Read MoreNahazo ny anjarany avy amin’ny kaominina ireo ray amandreny zokiolona, ao amin’ny kaominina Masindray, tamin’ny fankalazana ny noely teo. Nozaraina
Read MoreMba hanamafisana ny fifandraisan’ireo taranaka (génération) mifandimby ary hiala amin’ny fitokana-monin’ireo zokiolona dia nitondra vahaolana ny CCAS ao Saint-Denis. Namokatra
Read MoreHo fanamarihana ny Eid al fitr dia lehilahy tsara sitra-po iray no nanome fanampiana ireo zokiolona tao Antsohihy. Zokiolona 100
Read MoreZokiolona telo be taona indrindra isaky ny Fokontany ao amin’ny kaominina Alasora no nisitraka kidoro avy amin’ny Fikambanana Baobab Madagasikara.
Read More10 Martsa, 09h00. Nitsinjo sy nanampy ireo zokiolona sahirana miisa 3 ilay mpanakanto Wendy Cathalina. Kidoro, vary amin’ny gony, kojakoja
Read MoreNy 1 oktobra no andro iraisam-pirenena ho an’ny zokiolona, Hisy ny fankalazana io andro iraisam-pirenena io raha ho an’ny Kaominina
Read MoreVoatery noroasina vonjimaika tamin’ny fonenany ny zokiolona manodidina ny 160 ny alahady 07 martsa taorian’ny fiongatry ny afo tao amin’ny
Read More