Sosialy: Nampian’i Wendy Cathalina ireo zoliolona 3 mirahavavy
10 Martsa, 09h00. Nitsinjo sy nanampy ireo zokiolona sahirana miisa 3 ilay mpanakanto Wendy Cathalina. Kidoro, vary amin’ny gony, kojakoja ao an-tokantrano ary hofan-trano 3 volana sy maro hafa no nomeny azy ireo. Natolony ampitiavana ireo rehetra ireo ho fanampiana ireto zokiolona ireto.
