Fampianarana: Hoefaina ny « Vacations » ho an’ireo mpampianatra
Ho atao amin’ity taona ity avokoa ny fanefana ireo vacations nanomboka ny taona 2018 ho an’ny mpampianatra. Mitentina 20 398
Read More
Ho atao amin’ity taona ity avokoa ny fanefana ireo vacations nanomboka ny taona 2018 ho an’ny mpampianatra. Mitentina 20 398
Read More14 Martsa, 09h00. Lehilahy sy vehivavy, mpivady, no voasambotry ny zandary avy ao amin’ny poste fixe Ambohimandroso ny 12 Martsa
Read More14 Martsa, 08h00. Mpanendaka sy mpangalatra finday maromaro no tra-tehaky ny Polisy indray teny Ambodin’Isotry. Efa tafaverina amin’ny tompony ny
Read MoreLasan’ny dahalo mpanakan-dalana ny lisi-pifidianana ho an’ny kaominina Bebaboky Atsimo, distrikan’i Maintirano. Lisi-pifidianana izay tokony hanaovan’ny mponina isam-pokontany fanamarinana ny
Read MoreNotontosaina ny 11 martsa teo ny fivoriana indray mandeha isam-bolana ataon’ireo ben’ny tanàna sy ny lehiben’ny boriborintany ary ireo sefom-pokontany.
Read MoreAzo atao tsara ny mianatra tao vy ao amin’ny BTC Ambohimangakely. Mbola mitohy ny fisoratana anarana amin’izany. « Ho anao izay
Read MoreNahemotra ho amin’ny voalohan’ny volana aprily ny andiany fahatelo amin’ny Mihamy Mada Fashion. Hetsika hampirantiana ireo lamaody eto Madagasikara ny
Read MoreMahery ny 11 000 ireo olona nisitraka fitsaboana nandritra ny fandalovan’ny « Caravane de la santé » tany amin’ireo faritra nandalovan’ireo rivo-doza teto
Read MoreNomen’ny Surpham kitapon-drà 6632 ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Marihina fa isan’ireo mpiara-miombon’antoka ara-pahasalamana amin’ny Ministera ity sampana iray ity. « Mankasitraka ny
Read More