SocialTsidika

Ambohimangakely : Ho voaravaka tao vy ny trano

Azo atao tsara ny mianatra tao vy ao amin’ny BTC Ambohimangakely. Mbola mitohy ny fisoratana anarana amin’izany.

« Ho anao izay mbola tsy nianatra taovy, mbola mitohy ny fisoratana anarana. Isaky ny talata sy alakamisy amin’ny 1 hatramin’ny 5 ora sy ny zoma amin’ny 1sy sasany hatramin’ny 4 ny fianarana » hoy i Diamondra, tompon’andraikitra ao amin’ny BTC Ambohimangakely. « Sady afaka manaingo ny trano isika no afaka mitady vola amin’ny alalan’ny tao vy » hoy i Herman, mpahay tao-vy.

Mirary tokoa ny fampianarana. Ny hampananan’asa ny tanora mantsy no tena tanjon’ny BTC Ambohimangakely.

Laisser un commentaire