Rwanda : Kigali no tanana madio indrindra aty Afrique
Ilay fandrapahan’olona tamin’ny taona 1994 no mety ahatsiharoavan’ny maro an’i Rwanda saingy firenena mendrika ny atao fitaratra aty Afrique izy.
Read More
Ilay fandrapahan’olona tamin’ny taona 1994 no mety ahatsiharoavan’ny maro an’i Rwanda saingy firenena mendrika ny atao fitaratra aty Afrique izy.
Read More17 Martsa, 13h30. Niampita rano handeha ho any Andrenarivo hitsidika ny renibeany narary no nialan’ny lehilahy telo tao an-tranony tao
Read More17 Martsa, 13h00. Miasa ho fisitrahan’ny vehivavy sy ny tovovavy ireo zo fototra ny kaominina Ambonivohitr’i Mahajanga ny » Service
Read More17 Martsa, 12h00. Ho fanamarihana ny andro maneran-tany ho an’ny angano dia hisy fampihofanana sy fitantarana Angano eny amin’ny an-tsekoly sy
Read More17 Martsa, 11h00. Nitrangàna lozam-pifamoivoizana teny amin’ny làlan’ny Digue mihazo an’Ambohitrimanjaka ny harivan’ny15 martsa teo. Kodiaran-droa iray no nifandona tamin’ny
Read More17 Martsa, 10h00. Vehivavy iray mitondra vohoka 8 volana no niharan’ny herisetra nataom-badiny ny 15 martsa teo tao amin’ny fokontany
Read MoreVoatendry ho Minisitry ny fanatanjahan-tena indray i Tinoka Roberto. Efa teo amin’io toerana io izy teo alohan’ny naha Minisitry ny
Read MoreMinisitry ny fiarovam-pirenena : Léon Jean Richard Rakotonirina Minisitry ny raharaham-bahiny : Richard Randriamandranto Minisitry ny filaminam-bahoaka : Rodellys Fanomezantsoa
Read MoreNanao fitsirihana tampoka ireo mpitondra kodiaran-droa ny Polisim-pirenena omaly. Matetika mantsy dia ny tsy fanajan’izy ireny ny lalàn’ny fifamoivoizana no
Read MoreNanao filazana ny mety hiakaran’ny saran-dalana eto Antananarivo ny fivondronan’ireo Kaoperativam-pitaterana andrenivohitra. Noho ny fiakaran’ny solika no anton’izany. « Efa manomana
Read More