Dépêches

Mahajanga : Tontosa ny fampitaovana  » outils de sensibilisation  » avy amin’ny UNFPA

17 Martsa, 13h00. Miasa ho fisitrahan’ny vehivavy sy ny tovovavy ireo zo fototra ny kaominina Ambonivohitr’i Mahajanga ny  » Service de la promotion de la femme « . Maro ny asa sahanin’izy ireo, anisany ny asa fampiroboroboana ny Vehivavy. Nanampy ara-pitaovana ireo vehivavy ireo ny UNFPA (fonds des nations unies pour la population) hanatanterahany ny asany. Manoloana izany dia manentana ny vehivavy misy zavatra tiana ho fantatra na sedra olana na herisetra izy ireo manantona ny « service de la promotion de la femme » eo anivon’ny Kaominina. 

Laisser un commentaire