MEDD : Namoy ny ainy i Michel Laloge
10 Martsa, 11h30. Nindaosin’ny fahafatesana i Michel Laloge, « Chef de la Coopération de la délégation de l’Union Européenne à Madagascar ».
Read More
10 Martsa, 11h30. Nindaosin’ny fahafatesana i Michel Laloge, « Chef de la Coopération de la délégation de l’Union Européenne à Madagascar ».
Read More10 Martsa, 11h00. Olona iray no namoy ny ainy noho ilay rivo-doza farany teo amin’ny kaomina ambanivohitr’i Antsahabe, distrikan’Antsohihy. Olona
Read More10 Martsa, 10h30. Nisy olona nisavorovoro marobe teo anoloan’ny biraon’ny polisim-pirenen’i Betafo Antsirabe ny alin’ny alarobia 09 martsa tokony tamin’ny
Read MoreNandray ny vatsim-pianarany sy ny famatsiana ara-pitaovana (équipement), nanomboka androany ireo mpianatra ao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa. Ireo mpianatra ao amin’ny
Read MoreBakteria goavana indrindra eran-tany ity hita tao anaty honko na « mangrove » ity. Ny tarika tao amin’ny oniversiten’ny Antilles no nahita
Read MoreNisokatra ny alarobia 9 martsa teo ny biraom-pifidianaan tao Corée du Sud. Heverina fa nitombo ny mpifidy tamin’ny taona ity
Read MoreNilaza ny lehiben’ny ivotoeram-pitantanana ny fiarovana nasionaly ao Russie, Mikhail Mizintsev, fa hamela malalaka ireo sivily hiala an’i Ukraine ny
Read More10 Martsa, 10h00. Lehilahy roa no voandonan’ny fiara tao Alavarano ny 8 martsa teo. Maty tsy tra-drano ny iray tamin’ireo
Read More10 Martsa, 09h00. Nitsinjo sy nanampy ireo zokiolona sahirana miisa 3 ilay mpanakanto Wendy Cathalina. Kidoro, vary amin’ny gony, kojakoja
Read MoreHiroso amin’ny fanaovana tombana ireo mpikambana ao anatin’ny Governemanta ny filoham-pirenena. Hisy ny fandraisana fanapahan-kevitra mikasika izany. “Hanaovana tombana ireo
Read More