MEDD : Namoy ny ainy i Michel Laloge
10 Martsa, 11h30. Nindaosin’ny fahafatesana i Michel Laloge, « Chef de la Coopération de la délégation de l’Union Européenne à Madagascar ». Isan’ireo nanohana feno ny tetikasan’ny Minisiteran’ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy izy. Maro ireo sehatrasa nokasaina ary singanina amin’izany ny fanatsarana ny famatsiam-bolan’ny Vondrona Eoropeana ho an’ny MEDD.
