Mahajanga: Misy mitady hanorim-ponenana eo amin’ny Bord
29 Desambra, 09h00. Noravana ireo trano « sachet » nanamorona ny Bord any Mahajanga. Noesorina niala teo ihany koa ilay vehivavy heverina ho adala. Tsy nety ity farany ny ho entina any amin’ny toby fa nanaiky vny niala teo fotsiny.
