Dépêches

Tontosa ny fanaovam-beloma an’i ZAIRA Housen

29 Desambra, 09h17. Tontosa omaly 28 desambra tao amin’ny Rezimanta fahatelon’ny ZDR Tsiribihna ny lanonana ara-miaramila fanaovam-beloma farany sy fanomezam-boninahitra farany ny kaporaly ZAIRA Housen. Lavo nandritra ny iraka nataony teny an-kianja izy noho ny fiarovana ireo mpiray tanindrazana taminy.

Laisser un commentaire