Dépêches

Fifidianana : Hivoakatsy ho ela ny teti-bola ho ampiasaina amin’izany

Dépêche 09 juin, 11h, Manana anjara biriky amin’ny fanatanterahana ny fifidianana ny Fitondram-panjakana. Araka izany dia hivoaka tsy ho ela ny teti-bola hanatanterahana ity fifidianana lehibe ity. Misy ihany koa anefa ny fifampiresahana amin’ireo mpiara-miombon’antoka afaka mamatsy vola satria tsy ho zakan’ny Fanajkana irery izany. Tsy maintsy hisy ny fifidianana hoy ny Ministeran ’ny Fitsinjaram-pahefana omaly 8 jona. Ny fiantsoana ny mpifidy ihany koa dia mbola hitohy mandrapahatongan’ny fepotoana hamoahana ny fiafaran’izany.

Laisser un commentaire