Fampiofanana hifotony mahakasika ny fandraharana.
06 Oktobra, 09h10. Mpianatra miisa 175 tao amin’ny liseam-panjakana iray eto andrenivohitra no nisitraka fanentanana mikasika ny fandraharahana, izay nokarakarain’ny teo anivon’ny Minisiteran’ny fampiroboroboana ny Varotra sy ny Indostria ary ny Fanjifana Tanjona amin’izany ny hanalefahana sy hitadiavana vahaolana maharitra amin’ny fidangan’ny vidim-piainana.
