Fifainana tompon-daka nasionalin’ny taranja basket-ball N1A
06 Oktobra, 08h00. Hifanandrina ny ekipa roa izay samy sangany amin’ity taranja ity anio hariva amin’ny efatra ora tolak’andro, ao amin’ny kianja mitafon’ny Mahamasina. Dingana faharoa amin’ny fifaninana, sokajy lehilahy no hatrehan’ny COSPN sy ny GNBC.
