Dépêches

Niamboha ny andrakitra eo amin’ny tafika Malagasy ny jeneraly Fidy

06 Oktobra, 09h46. Nodimandry ny alin’ny talata 05oktobra lasa teo ny jeneraly Andrianafidisoa fantatry ny maro amin’ny anarana jeneraly Fidy. Tale jeneralin’ny ofisy nationaly misahana ny indostria sy ny fitrandrahana teo aloha ny tenany. Anisan’ny nanamaarika azy ihany koa ny nidirany tao amin’ny “zana-dambo” hanafaka ireo faritany izay teo ampelatanan’ny mpomba an’i Ratsiraka ho an’ny fampitoniana ny Nosy.

Laisser un commentaire