Dépêches

Faneva Andriatsima : Hanazatra ny Clermont Foot 63, U18

26 Jolay, 16h00, Nanao fanambarana ny kapitenin’ny Barea teo aloha Faneva Ima Andriatsima fa hiverina ao amin’ny klioba Clermont Foot 63 eo amin’ny toeran’ny mpanazatra izy. Marihina fa efa nahazo ny diploma DUGOS ahafahana misahana izany andraikitra izany izy ny volana jona teo.

Voninahitra lehibe ho an’ny Madagasikara izany teratany Malagasy manazatra any ivelany izany.

Laisser un commentaire