Dépêches

Faritra Atsinanana : Nahazo fanampiana ireo tobimpahasalamana

26 Jolay, 17H00, Tobim-pahasalamana 116 manerana ny distrika fito ao amin’ny faritra Atsinananan’i Madagasikara no notoloran’i Etats-Unis fitaovam-pitsaboana sy kojakoja ara-pahasalamana maro tamin’ny alalan’ny USAID. Hohamafisina ihany koa ny tolotra ara-pahasalamana ho sitrahin’ny mponina ambanivohitra miisa 5 hetsy sy iray tapitrisa.

Laisser un commentaire