Dépêches

Bealanana: Sekoly efa ho vita no nisy nandroba

19 Aprily, 09h00. Sekoly iray ao Ambodiampana Distrika Bealanana, izay efa vita tanteraka sy kasaina hotokanana no nisy nisotasota sy nandroba ny alin’ny sabotsy hifoha ny alahadin’ny paska lasa teo. Nosimbain’ireo olon-dratsy ny fitaratry ny sekoly, ny andrin’ny sainam-pirenena, ary ny dabilio. Efa mandeha ny fanadihadiana sy ny fikarohana ireo olon-dratsy nahavita izao asa fandrobana sy fanimbanana fananan iombonana iza

Laisser un commentaire