Dépêches

Ambatoroka : Tratra teny Ambatoroka ireo roa lahy namono nahafaty ny namany

26 Aogositra, 14h30, Tovolahy iray no maty novonoin’ny namany roa lahy ny alin’ny 24 ny volana aogositra lasa teo. Tratran’ny polisy teny Ambatoroka anefa ireo mpamono olona. Taorinan’ny fanadihadiana natao, nibaboka ny heloka vitany izy ireto ary nilaza fa namono ity namany ary nangalatra ny findain’ity farany.

Laisser un commentaire