Dépêches

Minisitry ny fahasalamana

17 Martsa,  12h 30. Ho enjana ny sazy ho an’ireo tsy manao arovava manomboka izao. Amin’ny herinandro ambony io araka izany no hisy indray ny fanasaziana mafy ho an’ireo tsy manao arovava. Manao antso avo amin’ny fanentanana ny tsirairay aloha izy ireo ankehitriny. Tsy mandà ny vaksiny covid-19 isika fa mila mailo. Tsy mbola afaka maka tsoa-kevitra amin’io vaksiny io I Madagasikara. Tombony ho antsika hoy izy ny fananana ny vokatra izay novokarintsika avy amin’ny natiora, CVO sy ny CVO+.

Laisser un commentaire