Prefektioran’Antananarivo renivohitra
17 Martsa, 12h 30. Ho henjana ny sazy ho an’ireo tsy manao arovava manomboka izao. Amin’ny herinandro ambony io araka izany no hisy indray ny fanasaziana mafy ho an’ireo tsy manao arovava. Manao antso avo amin’ny fanentanana ny tsirairay aloha izy ireo ankehitriny.
