Politika: Notànana 48 ora I Mahery Lanto Manandafy, mandra-piandry ny didy.
31 Janoary, 09h00. Manameloka tanteraka ny fiampangana sy ny fitazomana an’i Mahery Lanto Manandafy na i Malama ny avy ao amin’ny Antoko RMDM. Mitaky ny hamotosrana haingana ary tsy misy fepetra azy izy ireo. Tsiahivina fa ny fanelezana tsaho sy ny fanakorontanana saim-bahoaka no antony niampangana azy.
