Dépêches

Toetry ny andro : Vinavinaina hiditra an-tanety ny 7 febroary izao ny rivodoza Batsirai

31 Janoary, 08h00. Mahakasika ilay rivo-doza Batsirai, any amin’ny 1.630 Km miala ny moron-tsiraka atsinanan’i Madagasikara no misy ny foibeny. 210 Km/ora ny tafio-drivotra entiny ary 18 Km/ora ny fikisahany. Ny 07 febroary ho avy izao no novinavinanin’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro hidirany an-tanety ao amin’ny faritra Atsinanana.

Laisser un commentaire