Nodimandry I Kly Ratsimbalison
17 Martsa, 12h 30. Manamboninahitra, mpanao politika ary efa filohan’ny foloalindahy ny tompokolahy Ratsimbalison Faharo. Ny talata 16 Martsa lasa teo izy no nodimandry, rehefa tratry ny aretina fotoana maharitra. Anisan’ireo manamboninahitra ambony teo amin’ny foloalindahy izy.
