Coronavirus : Hiverina hampiasa vaksiny AstraZeneca ny firenena maro, mihiboka kosa i France.
Taorian’ny fanambarana nahafa-po nataon’ny masoivoho mpaninjara fanafody (EMA), tapa-kevitra ny hiverina hampiasa ny vaksiny AstraZeneca indray i Italie, France, Allemagne
Read More