SportTatitra

Europe : ”Ligue des champions”, lalao ampahaefa-dalana

Hanomboka ny 9 aprily ho avy izao ny “Champion’s League” any Europe. Hangotraka tokoa ny lalao ampaha-efa-dalana noho ny fihaonan’ireo klioba kalaza any an-toerana. Satria ny Manchester City no hifandona amin’ny Dortmund ary Porto no hihaona amin’ny Chelsea. Ny PSG kosa no hifanandrina amin’ny Bayern ary Real Madrid no hihaona amin’ny Liverpool. Mangetaheta fatratra araka izany ireo mpankafia sy mpanaraka ity lalao goavana ity ka mila tsy hahandry ny daty intsony.

Laisser un commentaire