Chine : Sambo mpitondra entana nidona tamin’ny tetezana, olona roa no namoy ny ainy
Sambo mpitondra kaontena iray, nandeha tao amin’ny renirano mampitohy an’ny Foshan sy Canton, any atsimon’i Chine, no nidona tamin’ny tetezana
Read More
Sambo mpitondra kaontena iray, nandeha tao amin’ny renirano mampitohy an’ny Foshan sy Canton, any atsimon’i Chine, no nidona tamin’ny tetezana
Read MoreNanomboka ny 18 jolay teo no niverina niasa ny zotra an-dranomasina nampitohy an’i Maurice sy Rodrigues. Ny sambo Mauritius Trochetia
Read MoreMaro ny tranom-boky saingy misy ihany koa ny sambom-boky. Ny Logos Hope no lehibe indrindra amin’izany izay novolavolain’ny orinasa ao
Read MoreSambo lehibe indrindra eran-tany ny « Icon of the seas ». Sambon’ny orinasa Royal Caribbean Cruise Line izy ary natsangana tao Meyer
Read MoreNisitraka sambo « patrouilleurs rapides » efatra tamin’ny émirat ny Barhein ny nosy Seychelles. Tafiakatra 14 isa noho sambo miandraikitra ny fiambenana
Read MoreNiditra tao anaty fisaonam-pirenena ny alarobia teo i Grèce manoloana ny fahafatesana olona manodidina ny 80 isa. Raha tsiahivina dia
Read MoreSambo iray nitondra fianakaviana avy namonjy lanonam-panambadiana tao Niger, ao andrefan’i Nigeria no rendrika tao amin’ny reniranon’i Niger. Avy hatrany
Read MoreSambo mpitondra mpizaha-tany iray no nivadika tao amin’ny farihy Majeur, ao avaratr’i Italie. Raha ny fanazavana dia ny fitsokan’ny rivotra
Read MoreSambo iray atao hoe Lady Mary Joy 3 no nirehitra tao amin’ny faritanin’i Basilan. Raha ny tatitry ny governora tao
Read MoreNanao fanambarana ny « compagnie maritime » Captain Nas Marine Sarlu fa nahazo sambo mahazaka entana 850 taonina indray izy ireo. Captain
Read More