Iran: Maty vokatry ny fianjeran’ny angidimby nitondra azy ny Filoha Ebrahim Raissi
Zava-doza no niseho tany amin’ny faritra avaratra andrefan’i Iran tamin’ny alahady teo. Angidimby iray no nianjera, izay nitondra ny fiholam-pirenena
Read More
Zava-doza no niseho tany amin’ny faritra avaratra andrefan’i Iran tamin’ny alahady teo. Angidimby iray no nianjera, izay nitondra ny fiholam-pirenena
Read MoreAnisan’ny voa mafy nandritra ny fisian’ny andro ratsy tany Inde, ny faritr’i Bombay. Nahaongotra hazo, nandrava zavatra maro ny tafiotra
Read MoreFaritra iray any avaratr’i Afghanistan no lasibatry ny fiakaran’ny rano. Tao anatin’izany, efa mahatratra 200 ireo olona maty noho ity
Read MoreTovovavy iray 15 taona no nodominin’ny tongodroa, tsy nisy takelaka, tao amin’ny tanànan’i Lyon, ny herinandro teo. Voadona mafy ity
Read MoreOlona roa no namoy ny aina, tao amin’ny ranomasina pacifique, vokatry ny faharendrehan’ny sambo iray tao akaikin’ny nosy Kinmen, morontsirak’i
Read MoreNisehoana loza mahatsiravina tao Nairobi, Kenya, ny alin’ny alakamisy hifoha zoma teo. Kamiao lehibe iray mpitondra angovo no nipoaka ka
Read MoreNitrangana hain-trano tao amin’ny tanàn’Ambinanidilana, distrika Mahanoro, faritra Atsinanana, ny faran’ny herinandro teo. Trano manodidina ny 250 isa no may
Read MoreRaha tsiahivina dia fiaramanidina kely iray no nianjera tao amin’ny alan’ny Amazonie efa ho iray volana mahery lasa izao. Olona 7 no
Read MoreSambo mpitondra mpizaha-tany iray no nivadika tao amin’ny farihy Majeur, ao avaratr’i Italie. Raha ny fanazavana dia ny fitsokan’ny rivotra
Read MoreLehilahy iray 65 taona no nanatontosa fanamboarana tao amin’ny trano fonenany tao Taillecavat, Gironde. Teo am-pikirakirana « disqueuse » iray nefa izy
Read More