Fikatonan’ny sisintany
22 Martsa, 14h00. Hiverina hikatona ao anatin’ny 15 andro indray ny seranam-piaramanidina sy ny sambo ao Mahajanga ary Nosy be. Tsy handray mpizaha tany avy any ivelany izy ireo araka izany.