Covid-19
22 Martsa, 14h00. Mbola tsy misy aloha ny fihibohana fa tsy maintsy manaraka fepetra ny tsirairay. Hozaraina Cvo plus avokoa ireo marary rehetra . Maimaim-poana ny fanaovana “scanner” ho an’ireo marary, hoy ny filoham-pirenena.