Dépêches

Fankalazana ny faha 130 tao nijoroan’ny hopitaly miaramila na ny HOMI.

12 Oktobra, 09h00. Hotokanan’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina anio ny sampandraharahan’ny vonjiaina nohavaoizina ao amin’izany hopitaly izany, izay sady tsangabaton’ny faha 130 taona nijoroany. Anisan’ireo hopitaly nandray anjara tamin’ny fitsaboana ireo olona voan’ny covid 19 tamin’ny alaln’ireo mpitsabo miaramila tao aminy ity hopitaly ity.

Laisser un commentaire